Teny iditra atanina (tanina)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Atao na atodika amin' ny afo, amin' ny masoandro: Nataniny andro ny volony lena. / Atanino eo anilan' ny afo io akanjonao io fa tsy misy hanaovanao rahampitso [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be heated in the sun or by the fire [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on expose à la chaleur du soleil ou du feu [Hallanger 1974]
Endriteny 
atanina
ataniko
ataninao
ataniny
atanintsika
ataninay
ataninareo
atanin'
atanin-
atanim-
atani-
natanina
nataniko
nataninao
nataniny
natanintsika
nataninay
nataninareo
natanin'
natanin-
natanim-
natani-
hatanina
hataniko
hataninao
hataniny
hatanintsika
hataninay
hataninareo
hatanin'
hatanin-
hatanim-
hatani-
atanino
Teny nalaina 

2010/05/04