Teny iditra atanontanona (tanontanona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Apetraka hijerijery eo akaikin' ny olona mihinana na miasa: Aza atanontanona eo akaikin' ny olona mihinana ny zanakao fa mitory tsy fahalalam-pomba izany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atanontanona, atanontanoko, atanontanonao, atanontanony, atanontanontsika, atanontanonay, atanontanonareo, atanontanon', atanontanon-, atanontanom-, atanontano-
Ny lasa : natanontanona, natanontanoko, natanontanonao, natanontanony, natanontanontsika, natanontanonay, natanontanonareo, natanontanon', natanontanon-, natanontanom-, natanontano-
Ny hoavy : hatanontanona, hatanontanoko, hatanontanonao, hatanontanony, hatanontanontsika, hatanontanonay, hatanontanonareo, hatanontanon', hatanontanon-, hatanontanom-, hatanontano-
Filaza mandidy : atanontanony

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05