Teny iditra atantana (tantana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina mitantana, mitarika amin' ny tanana: Ny tanany havanana no natantany ny zandriny [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atantana, atantako, atantanao, atantany, atantantsika, atantanay, atantanareo, atantan', atantan-, atantam-, atanta-
Ny lasa : natantana, natantako, natantanao, natantany, natantantsika, natantanay, natantanareo, natantan', natantan-, natantam-, natanta-
Ny hoavy : hatantana, hatantako, hatantanao, hatantany, hatantantsika, hatantanay, hatantanareo, hatantan', hatantan-, hatantam-, hatanta-
Filaza mandidy : atantano

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20