Teny iditra atanteraka (tanteraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina manatanteraka, mandoaka hatrany ambadika [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atanteraka, atanterako, atanterakao, atanterany, atanteratsika, atanterakay, atanterakareo, atanterak', atantera-
Ny lasa : natanteraka, natanterako, natanterakao, natanterany, natanteratsika, natanterakay, natanterakareo, natanterak', natantera-
Ny hoavy : hatanteraka, hatanterako, hatanterakao, hatanterany, hatanteratsika, hatanterakay, hatanterakareo, hatanterak', hatantera-
Filaza mandidy : atanteraho

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20