Teny iditra atao fanahy iniana (tao, hahy, nia)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy tsy mba sendra sendra na tsy nahy fa tena an-tsitrapo mihitsy [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra fanahy atao

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31