Teny iditra atao hoe (tao, hoe)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   enti-milaza ny anaran' ny zavatra na olona tenenina: Dia nonina tao amin' ilay vohitra iray atao hoe Fanambinantsoa izahay [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be called (by name) [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   appelé, dit [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2010/10/07