Teny iditra atao kodia very tsihy (tao, kodia, very, tsihy)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   enti-milaza olona iniana ariana mba hahazoana izay tadiavina [Rajemisa 1985]
Fifanahafana   manao kodia very tsihy

Nohavaozina tamin' ny 2010/03/24