Teny iditra atao tra-drasa (tao, tratra, rasa)
Sokajin-teny fomba fiteny
Teny mitovy hevitra tra-drasa
Ohatra Notapahiny avy hatrany ny hevitra fa tsy maintsy atao tra-drasa ilay omby, na inona na inona hiseho. [Andraina: Mitaraina, takila 126]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31