Teny iditra atao tsinontsinona (tao, tsinona)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fitokoavana Teny na fitenenana hita ao aminy: hamavoina
Ohatra nefa izay ratsy fo, dia atao tsinontsinona. [Baiboly: 24:012:008/Ohabolana 12:8..]

2013/10/28