Teny iditra ataovy (tao)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao atao [fitanisana]
Ohatra 
1Ataovy izay hahavitana ny hatao. [Andraina: Mitaraina, takila 129]
2Ataovy ny raharahanao fa aza be resaka eo [Rajemisa 1985]
Teny nalaina 

2012/10/28