Teny iditra | ataratra (taratra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Entina mitaratra, izany hoe mijery zavatra ao ambadika lamba iray na mitily olona amin' ny tsirim-pahazavana alefan' ny fitaratra [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | La main ou autre objet dont on se sert en guise d'abat-jour pour regarder, ce à travers quoi on regarde, ce qui réfléchit la lumière, comme le fer-blanc, le miroir [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | ataratra, taratara |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |