Teny iditra atatao (tatao)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Atao, apetraka eo ambony loba: Natataony ny sininy dia lasa izy fa tsy nila resaka tamin' ny mpantsaka namany
¶ Ampiana hametraka eo ambony loba: Natataon-jokiny izy fa tsy zakany ilay siny ~ Atataovy aho ray olona, fa mavesatra ny anjarako (Dox) [Rajemisa 1985]
Endriteny 
atatao
atataoko
atataonao
atataony
atataontsika
atataonay
atataonareo
atataon'
atataon-
atataom-
natatao
natataoko
natataonao
natataony
natataontsika
natataonay
natataonareo
natataon'
natataon-
natataom-
hatatao
hatataoko
hatataonao
hatataony
hatataontsika
hatataonay
hatataonareo
hatataon'
hatataon-
hatataom-
atataovy
Teny nalaina 

2012/10/28