Teny iditra atataovy (tatao)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao atatao [fitanisana]
Ohatra 
1Atataovy aho ray olona, fa mavesatra ny anjarako [Rahajason: Ry Tanindrazanay]
2Ataotaovy eo an-dohako ny siny (Mettez la cruche sur ma tête) [Abinal 1888]

2012/10/28