Teny iditra atavo (tao)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin'ny atao [firaketana]
Dikanteny frantsay   [Vezo] [Poirot & Santio: Vezo (takila T)]
Ohatra   Atavo ze hifañaraha^areo (Faites en sorte de vous mettre d’accord) [Poirot & Santio: Vezo, takila T]
Atavo zao atavo zao neniko amim-babako :' Fandasirambola anjefa ao. [Gueunier: Contes, takila 24]
Atavo an'izao, hoy ie : Lohafiavao hoe mafioro ao, fa tsy raha nanino anao, i raiky avao nataonao lohafiavao fa tsy nataonao mafiahaky fi'olombelo oo! [Razafiarivony: Harivolana, takila 178]

Teny iditra atavo (tavo)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Dikanteny frantsay   A graisser, oindre, peindre [Vezo] [Poirot & Santio: Vezo (takila T)]

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/19