Teny iditra atavoka (tavoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Entina mitavoka, mitsapa mba hahalalana tsaratsara kokoa [Rajemisa 1985]
Endriteny 
atavoka
atavoko
atavokao
atavony
atavotsika
atavokay
atavokareo
atavok'
atavo-
natavoka
natavoko
natavokao
natavony
natavotsika
natavokay
natavokareo
natavok'
natavo-
hatavoka
hatavoko
hatavokao
hatavony
hatavotsika
hatavokay
hatavokareo
hatavok'
hatavo-
atavohy

2010/05/14