Teny iditra atehika (tehika)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Atao mitehika, mikasika kely, misafo: Ny tanany no natehiny tamin' ny faritra maharary amin' ny soroko
¶ Apaka, atao mikasika: Tokony hatehika hatrery amin' ny tafontrano ny tohatra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
atehika
atehiko
atehikao
atehiny
atehitsika
atehikay
atehikareo
atehik'
atehi-
natehika
natehiko
natehikao
natehiny
natehitsika
natehikay
natehikareo
natehik'
natehi-
hatehika
hatehiko
hatehikao
hatehiny
hatehitsika
hatehikay
hatehikareo
hatehik'
hatehi-
atehefo

2010/05/14