Teny iditra atemitra (temitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Atao temitra; atao fefy andravahana: Taratasy henjana misy sarim-boninkazo mahafinaritra no natemitro ny efitranoko [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay ce qui sert à tapisser, à décorer [Abinal 1888]
Endriteny 
atemitra
atemitro
atemitrao
ateminy
atemitsika
atemitray
atemitrareo
atemitr'
atemi-
atemitry
natemitra
natemitro
natemitrao
nateminy
natemitsika
natemitray
natemitrareo
natemitr'
natemi-
natemitry
hatemitra
hatemitro
hatemitrao
hateminy
hatemitsika
hatemitray
hatemitrareo
hatemitr'
hatemi-
hatemitry
atemero

2013/12/12