Teny iditra atetika (tetika)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina mitetika, mandidy ho tapatapany fohy hatrany: Itỳ ny antsy natetiko ny mangahazo [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atetika, atetiko, atetikao, atetiny, atetitsika, atetikay, atetikareo, atetik', ateti-
Ny lasa : natetika, natetiko, natetikao, natetiny, natetitsika, natetikay, natetikareo, natetik', nateti-
Ny hoavy : hatetika, hatetiko, hatetikao, hatetiny, hatetitsika, hatetikay, hatetikareo, hatetik', hateti-
Filaza mandidy : ateteho

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20