Teny iditra atidoha
Singan-teny aty ; loha
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Foiben' ny nerva ao anatin' ny karandohan' ny olombelona sy ny biby lehibebe, itoeran' ny herin' ny saina, ny sitrapo ary ny fandrenesana rehetra. Ny atidoha dia tenan-javatra malemilemy toa mihonankonana mivalombalona ka tanteraka hatrany anatiny ny soritsoritra aminy: fotsy ny ivelany ary vasobasoka ny ao anatiny; betro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The brains. [1.2]
 The brain [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Le cerveau [1.8]
Ohatra 
1hafa ilay olona voan'ny tazo dia mety voan'ny tazon'ny atidoha izy. [2.424]
2Fomba fisehoan' ny tsy-fahatantesana onja koa, dia ny fivadihana atidoha. [2.472]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/27