Teny iditra |
atikitra
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza toerana misy ny tena toy ny atỳ, saingy somary fitenin' ny ankizy: Mafana be atikitra izany Fanoroana lalana na toerana eo am-pitarihan-dalana ny olona miaraka amin' ny tena: Atikitra no misy azy, tompoko [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Here. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ici, un endroit rapproché et qui est peu ou nullement en vue [1.107]
|
Ohatra |
1 | Tatikitra an-tranoko izy fahiny (Il est venu chez moi autrefois)
[1.107]
|
2 | Atikitra hianao ka tsy miteny (Vous êtes là et vous ne dites rien [se dit à quelqu'un qu'on n'a pas vu tout d'abord])
[1.107]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
atikitra |
Ny lasa : |
tatikitra |
Ny hoavy : |
ho atikitra |
|
|