Teny iditra atily (tily)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Entina mitily, mitsikilo, manao andry maso [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
atily
atiliko
atilinao
atiliny
atilintsika
atilinay
atilinareo
atilin'
atilin-
atilim-
natily
natiliko
natilinao
natiliny
natilintsika
natilinay
natilinareo
natilin'
natilin-
natilim-
hatily
hatiliko
hatilinao
hatiliny
hatilintsika
hatilinay
hatilinareo
hatilin'
hatilin-
hatilim-
atilio

Teny iditra atily
Sokajin-teny   Tsy lazaina
Famaritana malagasy   [Bara] [Rakotosaona 1972]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14