Teny iditra | ati-pako | |
Singan-teny | atitra ; fako | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba fampamerenana mangingina amin' ny tompony ny vola na zavatra madinidinika hafa izay nangalarin' olona na sendra voarainy tsy nahy, ka toy izao no fanaovana izany: raha misy zavatra very, dia nangatahin' ny fokonolona ny olona rehetra hitondra anentampako kely avy ka namporisihina izay naira ilay zavatra hanisika azy ao anatin' ny anentam-pako entiny [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [fako, sweepings.] A mode of recovering stolen property without detecting the thief; all the servants or employees are required to bring something, as a small bundle of grass, etc., and to put it in a general heap; this affords an opportunity to the thief of secretly returning the thing stolen. [1.2] | |
Fivaditsoratra | ati-pako, kapaoty, poakaty, tapiôkà |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/21 |