Teny iditra atitra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fanolorana na fitondrana zavatra any amin' olona [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   Action de présenter, d’offrir, de conduire, d’escorter, de porter, d'apporter, de rendre [Abinal 1888]
Ohatra   Izany no didy, ary izany no anaovany ny vodiondry didy tsy afaka rahefa voa atitra. [Callet: Tantara, takila 339]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Nohavaozina tamin' ny 2016/09/09