Teny iditra ati-trano
Singan-teny aty ; trano
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny toerana voahodidin' ny rindrina, dia ny efi-trano, ets., izany [1.10]
Fanazavàna teny anglisy [ atitrano ] The inside of a house [1.7]
Fanazavàna teny frantsay [ atitrano ] L'intérieur d'une maison [1.8]
Ohatra 
1Simenitra koa ny atitrano fa tsy mba tsihy. [2.332]
2Maizina sy mangaihay ny atitrano noho ny fahalanian' ny lahin-jabora manentona toa hena. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23