Teny iditra atmosfera
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Rivotra sy gazy manodidina ny tany [Rajemisa 1985]
 faritra manodidina ny bolantany misy etona sy rivotra samihafa antoky ny fiainana [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay atmosphère [SLP: Voambolana]
Ohatra 
1Navesatra ny atmosfera, fa nitataovan-drahona! [Rajaonarivelo: Bina, takila 72]
2ary dia nakarina ho any amin' ny atmosfera ambony izy. [Randzavola: Baiboly, takila 33]
Ny fihaviany Frantsay: atmosphère.
Fifanahafana  aera ~ rivotra

2014/08/06