Teny iditra atoavina (atoa)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Hiraina, deraina (filaza amin' ny mpanjaka na ny sampy deraina amin' ny fanasinana azy) [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be sung to, to be celebrated, as the sovereign or the idols. [Richardson 1885]
Ny bikany  
atoavina
atoaviko
atoavinao
atoaviny
atoavintsika
atoavinay
atoavinareo
atoavin'
atoavin-
atoavim-
atoavi-
natoavina
natoaviko
natoavinao
natoaviny
natoavintsika
natoavinay
natoavinareo
natoavin'
natoavin-
natoavim-
natoavi-
hatoavina
hatoaviko
hatoavinao
hatoaviny
hatoavintsika
hatoavinay
hatoavinareo
hatoavin'
hatoavin-
hatoavim-
hatoavi-
atoavy

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/04