Teny iditra |
atodintazo
|
Singan-teny | atody ; tazo |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fivontosan' ny ary, izay hita mibontsina eo amin' ny faritra an-kavia amin' ny kibo [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | An enlarged spleen, arising from frequent attacks of fever. [1.2]
|
| [ atodin-tazo ] An enlarged spleen, thought to be caused by malaria [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | [ atodin-tazo ] Hypertrophie de la rate, considérée comme suite de la fièvre [1.8]
|
| [ atodin-tazo ] Hypertrophie de la rate (fièvre) [1.5]
|
Voambolana |
|