Teny iditra atodiny marika (atody, -ny, marika)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   enti-milaza atodin-kao vao foy izay amantarana fa misy hao ny loha ahitana izany [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2010/11/21