Teny iditra atody miady amam-bato (atody, ady, amana, vato)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Ohatra   Ataony ahoana anefa, atody miady amam-bato izy amin' ny setrasetran' ny mpampiasa azy [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 151]
Atody miady amam-bato ihany ny mponina ary samy matahotra ny ainy ka tsy nisy sahy nivoaka [Midi Madagascar , 2013/01/30]

Nohavaozina tamin' ny 2013/01/30