Teny iditra atohitra (tohitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Entina manohitra: Moa manana basy aman-tafondro hatohitra ny fahavalo ve ianareo? [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay qui sert à résister, à repousser; ce dont on se sert pour repousser, résister [Abinal 1888]
Endriteny 
atohitra
atohitro
atohitrao
atohiny
atohitsika
atohitray
atohitrareo
atohitr'
atohi-
atohitry
natohitra
natohitro
natohitrao
natohiny
natohitsika
natohitray
natohitrareo
natohitr'
natohi-
natohitry
hatohitra
hatohitro
hatohitrao
hatohiny
hatohitsika
hatohitray
hatohitrareo
hatohitr'
hatohi-
hatohitry
atohero
Ohatra 
1saiky mbola natohiny ho any ihany raha tsy ny vavy no namily azy tamin-javatra hafa. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 26]
2Hehy valaka no nasetriny ahy, dia tari-dositra no natohiny azy. [Andriamalala: Ranomasina, takila 61]

2013/12/11