Teny iditra ato ho ato (ato)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   Enti-manondro toerana voafaritra: Ato ho ato no misy ilay Peratro very
¶ Enti-manondro fotoana tsy lavitra loatra nefa akaiky kokoa noho ny atsy hoatsy: Mikasa hanao rindran-kira ry zareo ato ho ato [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   somewhere near here; soon [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   par là à côté; bientôt [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2009/12/09