Teny iditra atohoka (tohoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Atao fefy
¶ Atao mipetaka, manakaiky tsara ka manjary mitehika mihitsy: Aza atohoka amin' ny vava ny siny fa andeha maka zinga
¶ Ampidirina, asesika betsaka ao am-patana: Kitay bozaka atohoka amin' ny fatana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be placed with the end against something, as a bottle to the mouth [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay dont on met le bout contre quelque chose, comme une bouteille à la bouche [Hallanger 1974]
Endriteny 
atohoka
atohoko
atohokao
atohony
atohotsika
atohokay
atohokareo
atohok'
atoho-
natohoka
natohoko
natohokao
natohony
natohotsika
natohokay
natohokareo
natohok'
natoho-
hatohoka
hatohoko
hatohokao
hatohony
hatohotsika
hatohokay
hatohokareo
hatohok'
hatoho-
atohofy

2010/05/14