Teny iditra atokany (tokana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao atokana [fitanisana]
Tsipelina hafa 
Ohatra Tsy hadinon' ilay voatondro ny fividianana ny mofon' I Sarila sy ny voan-kafeny ka atokany an-tsisin-tsobika ao tsy ho saro-draisina. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 40]

2015/09/29