Teny iditra atokatoka (atoka)
Sokajin-teny   Tsy lazaina
Famaritana malagasy   Enti-milaza fanondrehana ny loha ho marika fa ekena izay lazain' ny miresaka amin' ny tena na marika enti-miantso [Rajemisa 1985]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   atoka

Nohavaozina tamin' ny 2010/10/15