Teny iditra atokoy (toko)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao atoko [fitanisana]
Ohatra 
1Atokoy ny henanao, Rangahy itý, fa tsy manam-bola hividianana an-kilaony aho [Rakotosaona 1972]
2Atokoy dimy ireto mpianatra ireto [Rajemisa 1985]

2012/10/28