Teny iditra atôma
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy singany farany izay kely indrindra tsy azo zaraina mpanorina ny raha iray
¶ atôma miratoerana: singa simika sahala fa tsy mitovy lanja [SLP 1986]
Famaritana frantsay atome
¶ atôma miratoerana: isotopes [SLP 1986]
Voambolana 

2009/09/09