Teny iditra atombeno (tombina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao atombina [fitanisana]
Ohatra 
1Atombeno eo amin' ny tsihy ny zanakao dia mandehana manao raharaha [Rajemisa 1985]
2Atombeno amin' ny fianarana ny sainao, fa aza avala hiriorio atsý sa arý [Rajemisa 1985]

2012/10/29