Teny iditra atomoetra (tomoetra (toetra))
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Apetraka, ajanona, asaina mitoetra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay à faire résider à [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atomoetra, atomoetrako, atomoetranao, atomoetrany, atomoetrantsika, atomoetranay, atomoetranareo, atomoetran'
Ny lasa : natomoetra, natomoetrako, natomoetranao, natomoetrany, natomoetrantsika, natomoetranay, natomoetranareo, natomoetran'
Ny hoavy : hatomoetra, hatomoetrako, hatomoetranao, hatomoetrany, hatomoetrantsika, hatomoetranay, hatomoetranareo, hatomoetran'
Filaza mandidy : atomoero

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20