Teny iditra atondraka (tondraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Araraka eo ambony: Hatondraka ve ny ro sa samy maka ato anaty vilia jobo?
(biby) Avala hanaram-po miraoka ahitra eny amin' ny volin' olona: Aza atondrak' ialahy etỳ ny ombin' ialahy, ry Lita [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atondraka, atondrako, atondrakao, atondrany, atondratsika, atondrakay, atondrakareo, atondrak', atondra-
Ny lasa : natondraka, natondrako, natondrakao, natondrany, natondratsika, natondrakay, natondrakareo, natondrak', natondra-
Ny hoavy : hatondraka, hatondrako, hatondrakao, hatondrany, hatondratsika, hatondrakay, hatondrakareo, hatondrak', hatondra-
Filaza mandidy : atondraho

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20