Teny iditra atondritra (tondritra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Atodika
¶ Atolaka (hadisoana)
¶ Enti-milaza ny zaza ampivalanina, izay tanana atao eo anelakelaky ny lohalika roa ka aankina amin' ny tratra ny lohany ary ny tongony kosa somary aingaina kely mba hahamora ny fivalanany: Atondrito io zaza io fa hivalana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay à courber, à diriger vers; à rejeter sur [Abinal 1888]
Endriteny 
atondritra
atondritro
atondritrao
atondriny
atondritsika
atondritray
atondritrareo
atondritr'
atondri-
atondritry
natondritra
natondritro
natondritrao
natondriny
natondritsika
natondritray
natondritrareo
natondritr'
natondri-
natondritry
hatondritra
hatondritro
hatondritrao
hatondriny
hatondritsika
hatondritray
hatondritrareo
hatondritr'
hatondri-
hatondritry
atondrito
Tsipelina hafa 

2013/12/12