Teny iditra atondro (tondro)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Enti-manondro: Aza ny fanondroadala no atondro zavatra rehefa manondro
Atodika: Aza atondronao atỳ iny basy iny sao lasa tampoka eo ny vala [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atondro, atondroko, atondronao, atondrony, atondrontsika, atondronay, atondronareo, atondron', atondron-, atondrom-
Ny lasa : natondro, natondroko, natondronao, natondrony, natondrontsika, natondronay, natondronareo, natondron', natondron-, natondrom-
Ny hoavy : hatondro, hatondroko, hatondronao, hatondrony, hatondrontsika, hatondronay, hatondronareo, hatondron', hatondron-, hatondrom-
Filaza mandidy : atondroy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20