Teny iditra atontona (tontona)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Azera mba hitofoka: Aza atontona io kesika io fa misy zavatra mora vaky ao anatiny
¶ Adona amin-javatra: Atontona amin' ny voto ny lamba sasana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
atontona
atontoko
atontonao
atontony
atontontsika
atontonay
atontonareo
atonton'
atonton-
atontom-
atonto-
natontona
natontoko
natontonao
natontony
natontontsika
natontonay
natontonareo
natonton'
natonton-
natontom-
natonto-
hatontona
hatontoko
hatontonao
hatontony
hatontontsika
hatontonay
hatontonareo
hatonton'
hatonton-
hatontom-
hatonto-
atontony
Teny nalaina 

2012/10/29