Teny iditra atony (tony)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Atao tonga tony, mantona, tsy misamboaravoara intsony: Atoneo ny fonao [Rajemisa 1985]
Endriteny 
atony
atoniko
atoninao
atoniny
atonintsika
atoninay
atoninareo
atonin'
atonin-
atonim-
natony
natoniko
natoninao
natoniny
natonintsika
natoninay
natoninareo
natonin'
natonin-
natonim-
hatony
hatoniko
hatoninao
hatoniny
hatonintsika
hatoninay
hatoninareo
hatonin'
hatonin-
hatonim-
atoneo

2010/05/14