Teny iditra atopazy (topy)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao atopy [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra atopazo
Ohatra 
1Atopazy manodidina ny masonao ka jereo! [Baiboly: 29.60.4]
2dia vonoy ny ondrilahy, ka tantazo ny ràny, dia atopazy manodidina amin' ny lafin' ny alitara; [Baiboly: 2.29.16]

2016/09/11