Teny iditra atopy (topy)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Atodika (maso)
¶ Alefa hiantoraka, atsipy: Lefona no natopiny teny amin' ny fahavalo [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay ce qu' on jette, ce qu' on lance sur [Abinal 1888]
Endriteny 
atopy
atopiko
atopinao
atopiny
atopintsika
atopinay
atopinareo
atopin'
atopin-
atopim-
natopy
natopiko
natopinao
natopiny
natopintsika
natopinay
natopinareo
natopin'
natopin-
natopim-
hatopy
hatopiko
hatopinao
hatopiny
hatopintsika
hatopinay
hatopinareo
hatopin'
hatopin-
hatopim-
atopazy, atopazo

2016/09/11