Teny iditra atoro (toro)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Tondroina: Atoroy ahy ny trano hovidinareo izany
¶ Ampahafantarina, lazaina: Atoroy izay tokony hataony izy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be pointed out [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action d'indiquer quelque chose; qu'on montre, qu'on indique [Hallanger 1974]
Endriteny 
atoro
atoroko
atoronao
atorony
atorontsika
atoronay
atoronareo
atoron'
atoron-
atorom-
natoro
natoroko
natoronao
natorony
natorontsika
natoronay
natoronareo
natoron'
natoron-
natorom-
hatoro
hatoroko
hatoronao
hatorony
hatorontsika
hatoronay
hatoronareo
hatoron'
hatoron-
hatorom-
atoroy
Teny nalaina 

2010/05/04