Teny iditra | atorosy (torosy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao mitovy torosy na tantana amin' ny alalan' ny tsipika Entina mampitovy torosy [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | asorito, atorosy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |