Teny iditra atoroy (toro)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao atoro [fitanisana]
Ohatra 
1Atoroy ahy ny trano hovidinareo izany [Rajemisa 1985]
2Atoroy izay tokony hataony izy [Rajemisa 1985]

2012/10/29