Teny iditra atovana (tovana)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Atao tovana, atohy: Ny "ina" sy "ana" dia atovana amin' ny fototeny mba hanaovana matoantenin' ny iharana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
atovana
atovako
atovanao
atovany
atovantsika
atovanay
atovanareo
atovan'
atovan-
atovam-
atova-
natovana
natovako
natovanao
natovany
natovantsika
natovanay
natovanareo
natovan'
natovan-
natovam-
natova-
hatovana
hatovako
hatovanao
hatovany
hatovantsika
hatovanay
hatovanareo
hatovan'
hatovan-
hatovam-
hatova-
atovàno

2010/05/04