Teny iditra atovo (tovo)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina manovo, na maka rano hatao ao' anaty siny na zavatra hala: Kely loatra ny zinga atovonao rano ao am-pantsakana ka ela vao mahafeno siny ianao [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atovo, atovoko, atovonao, atovony, atovontsika, atovonay, atovonareo, atovon', atovon-, atovom-
Ny lasa : natovo, natovoko, natovonao, natovony, natovontsika, natovonay, natovonareo, natovon', natovon-, natovom-
Ny hoavy : hatovo, hatovoko, hatovonao, hatovony, hatovontsika, hatovonay, hatovonareo, hatovon', hatovon-, hatovom-
Filaza mandidy : atovozy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20